
[Intro - Soft Grand Piano and Solo Violin] [Verse 1 - Male Solo, Gentle and Prayerful] Iza moa aho, ry Tompo, No dia notiavinao? Fony aho tsy mbola ary, Dia efa fantatrao. Ny fitomboko hatraminโizay, Dia tsy takatry ny saiko, Na ara-nofo na ara-panahy, Dia Ianao irery no niahy. [Chorus 1 - Male and Female Duet, Soft Strings] Ianao no nahary ahy, Sy naha toy izao ahy, Mifaly Aminao ny foko, Midera Anao tokoa, Fa lehibe ny asanao. [Verse 2 - Female Solo, Warm and Expressive] Ny foko no ninoako, Ka nahazoako fahamarinana, Ny vavako no nanekeko, Ka nahazoako famonjena. Noho ny fitiavanao ahy, Dia noraisinao ho Anao, Tsy mba narianao aho, Fa nantsoinao ho zanakao. [Chorus 2 - Male and Female Duet, Gradually Building] Ianao no nahary ahy, Sy naha toy izao ahy, Mifaly Aminao ny foko, Midera Anao tokoa, Fa lehibe ny asanao. [Instrumental Interlude - Emotional Violins and Cello] [Verse 3 - Alternating Male and Female Vocals] [Male] Ny andro mbola ho avy, Sy ny fikasanโny foko, [Female] Ankiniko Aminao, Fa Ianao no antenaiko. [Male and Female Together] Ampio aho hatoky Anao, Hanaraka ny sitrakao, Fa ny hevitrao hitondra fiadanana, Sy fiainana mandrakizay ho ahy. [Final Chorus - Powerful Male and Female Duet with Large Gospel Choir and Full Symphony Orchestra] Ianao no nahary ahy, Sy naha toy izao ahy, Mifaly Aminao ny foko, Midera Anao tokoa, Fa lehibe ny asanao. [Repeat Final Chorus - Majestic Choir and Orchestral Crescendo] Ianao no nahary ahy, Sy naha toy izao ahy, Mifaly Aminao ny foko, Midera Anao tokoa, Fa lehibe ny asanao. [Outro - Piano, Solo Violin, Peaceful Ending]

